|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ala tsiny |
| Singan-teny | 2 ala, 3 tsiny |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fanadiovantena amin' izay rehetra heverina fa mety hahadiso amin' ny fanaovana azy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 Freedom from censure or blame..
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 7 ala tsiny, 8 atsilany, 9 tsiniala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|