|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  alaotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 the sea. [Mal. lant; Ar. al-latat, the sea.]. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4 nom donné à la mer. [1.3#22]
5 haute mer.. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  6  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)8  Alaotra
Singan-teny  9 alaotra
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  11 the name of a lake in the Antsihanaka province. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 nom d'un lac dans la province d'Antsihanaka. [1.3#22]
Ohatra  13  Tany ampita atsinanan' Alaotra aloha no nalehany. [2.472]
14  Moa tsy toy ny tahon' afokasoka atsipy ao anatin' Alaotra ampangotrahin' ny vilany goavambe ny lakankelinay? [2.471]
15  Tu t'émerveilleras de voir des oiseaux blancs
plus blancs que neige et nacre, escorter vigilants,
des berges de l'alôtre aux rives de l'Ikoupe
la génisse nomade aux yeux de pleine lune aussi beaux qu'une coupe
[2.466]
Fangi-bolantany  -17.50+48.50
Voambolana  16  Haitoetany: renirano, farihy

Fivaditsoratra  17 alaotra, Alaotra, 18 aloatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09