|
|
|
|

Teny iditra1  ala mosavy
Singan-teny  2 ala, 3 mosavy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fanandramana kely amin' ny hanina aroso na amin' ny zavatra atao fanomezana, eo imason' ilay olona omena azy, mba hampahatoky azy fa tsy misy mosavy ilay zavatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Action de goûter des comestibles offerts en présent [1.3#19]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12