|
|
|
|

Teny iditra1  alaharo
Fototeny  2 lahatra
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana alahatra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4  Alaharo tsara ny tavoahangy (Rangez bien les bouteilles) [1.3]
5  Tsy nisy " alaharo, alaharo " fa tonga dia velona ny tifitra totohondry. [2.4#]
6  Alaharo telo ny harona milahatra telo, mba tsy hanahirana ny mpizara azy. [2.606]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12