|
|
|
|

Teny iditra1  akoran-tsanda
Singan-teny  2 akora, 3 sanda
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mari-bola an-taratasy ampiasaina eo amin'ny fifampivarotana sy fifanakalozana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 valeur nominale. [1.13]
Voambolana  7  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12