|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sanda |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 vola na zavatra omena ho fanampiny amin' ny takalo ifanaovana raha ohatra ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana; tamby; amboniny: Inona no sanda homenao ahy raha hatakaloko an' iny satrokao efa tontatonta iny ity vao novidiko tsy tiako volo ity [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 valeur [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 21Fikambanana 33 amin' io teny io |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 23 sanda |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 Saldinia proboscidea Hochr. (Rubiaceae) ; réf. Humbert 12159. La décoction amère des racines est administrée au cours des fièvres paludéennes. [Bara]
[1.196] |
| Voambolana | 26 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|