Entrée akoralava
Mots élémentaires akora ; lava
Partie du discours nom
Explications en malgache Antsoantson' olona maro tsy misy fijanonany [1.1]
Explications en anglais [lava, long.] A prolonged or continuous shout. [1.2]
 Prolonged or continuous shouting; [1.7]
Explications en français Acclamations sans fin [1.8]
Exemples 
1Akoralava moa izany isaky ny mahita anankiray! [2.587]
2Nony nahita izany ny Anglisy dia velona ny akoralava. [2.508]
3Akoralava saiky tsy nisy farany no nandraisan' ny olona azy. [2.643]
Autres orthographes 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/05/31