|
|
|
|

Entrée1  ahoana
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  Teny enti-mamaly raha misy miantso: Koto a! Ahoana, ry dada?
Enti-manontany teny nolazain' olona: Ahoana no navaliny anao? Ahoana, hoy izy, taminao?
Enti-manontany fomba fanaovan-javatra: Ahoana no fiarahabanareo atỳ?
Enti-mamototra anton-javatra: Ahoana no aniratsiranao olon-dehibe ohatra andrainao?
Enti-manontany ny fomba hoentin-mitondra olona, raharaha na zavatra: Hatao ahoana izao itỳ zaza marary itỳ? [1.1]
Explications en anglais  4  how? What? Used in answering a call. Why? What is the cause of it? It is also an exclamation, as ahoana ary! Well then! It admits of the suffix pronouns and tenses: Ny faty aza ahoako (I care not for, or I trouble not myself about death; death has no fear for me!) ~ Ahoanao izany? (What is that to you?) [1.2]
5  why? how? [1.7]
Explications en français  6  Ce dont on fait cas: Ahoana izany e ! (Ne faites pas cas de cela) ~ Tsy nahoany akory izay nolazaiko taminy (Il n’a fait aucun cas de ce que je lui ai dit) ~ Tsy hahoako akory izany (Je n’en ferai aucun cas, cela ne me fera rien) [1.3#9]
7  pourquoi? comment? [1.8]
Morphologie 
8  Simple :
Dérivés 
Adjectifs :
Tous les mots composés  10  12 combinaisons de ahoana
Analogues  11  nahoana

Anagrammes  12 ahaona, 13 ahoana, 14 anahao

Mis à jour le 2025/09/20