|
|
|
|

Teny iditra1  ahanahana
Fototeny  2 ahana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 hambahamba, fihazohazoana, havarianana, fisalasalana, firaikiraokena, tsy fahitana izay tokony hinoana na atao. [1.10]
5 Fijanonana, fiatoana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 doubt, hesitation, indecision, frequent pauses. See afitra, ahona, sahana, sakana, sampona, janona, tsahatra, tsangana. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 arrêts fréquents, pauses fréquentes, hésitations. [1.3]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  14  Ontam-po
Tovy hevitra  15 ahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19