|
|
|
|

Teny iditra 1  afofoka
Fototeny  2 fofoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Azera, avarina: Nafofony teny alatrano ny entako rehetra
9 Amidy daholo, lanina tanteraka; atao majifa: Tsy nisy hivelomany ka nafofony daholo ny taniny rehetra ~ Nafofony tamin' ny loka ny fananany ~ Loza fa nafofoky ny tontakely ny tao an-tranony rehetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be beaten [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 à battre, à précipiter
12 figuré: qu' on vend ou qu’on dépense totalement, qu’on rafle: Nafofony tao ala-trano ny kidorony (Il a jeté sa paillasse hors de la maison) ~ Nafofony ny taniny rehetra (Il a vendu toutes ses terres) ~ Nafofony tamin’ ny toaka ny fananany rehetra (Il a dépensé toute sa fortune en buvant du rhum) ~ Nafofoky ny tontakely ny tao an-tranony rehetra (Les voleurs ont raflé tout ce qu'il avait dans la maison) [1.3#178]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21