|
|
|
|

Entrée1  afo-mololo
Mots élémentaires  2  afo, 3  mololo
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  mafana fo mirehidrehitra vetivety fa rehefa avy eo latsaka indray ao anatin' ny fangatsiahana: Miroborobo toa afo-mololo [1.1]
Exemples  6  Fa injay efa midonaka dia midonaka ny afo-mololo. [2.895#]
Vocabulaire  7  Emotions

Mis à jour le 2025/09/12