| Entrée | 1 ady saritaka |
| Mots élémentaires | 2 ady, 3 saritaka |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 ady mikorontana, mifanjevo [1.1] |
| Explications en français |
6 combat dans la confusion [1.5] |
| Exemples |
7 Ary rahefa velona ny ady saritaka, miditra amin' ny tsatsi-benitra ialahy.
[2.472]
8 Tsy dia mahatahotra akory ny mahita izany toa ady saritaka madinika sy ady vaventy mitalakotroka izany. [2.643] |
| Mis à jour le 2025/10/07 |
|