|
|
|
|

Entrée1  adinina
Radical  2  adina
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Anontaniana, antsafaina: Nadiniko azy ny anarany fa tsy namaly izy
Fotorana lalina na mafy, alaina am-bavany; donina, pohina, haro-fana, faninina: Nadinina ilay voampanga ny amin' ny nandaniany ny androny, nefa nihenahenavelona
Tsapaina fahaizana, zahana fahaizana: Nadinina marika aho aninaraina ka tsy nahay [1.1]
Explications en anglais  5  to be enquired about, to be investigated; to be examined, as in a public examination of a school, etc. [1.2]
6  to be examined, to be questioned [1.7]
Explications en français  7  passer un examen; qu'on interroge [1.8]
Exemples  8  Io zazavavy io dia tonganay eto, hoy ny teniny farany, ka azon'ny fanjakana adinina. [2.324#]
9  Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay: roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa. [2.472#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Anagrammes  14 adinina, 15 andiany, 16 an-idina, anidina, 17 idinana, 18 indiana

Mis à jour le 2025/09/19