|
|
|
|

Entrée1  adijida-sefo
Mots élémentaires  2  adiji, 3  sefo
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny aspirà izay amboniny sy ny adijidà tsotra ambaniny, mitovy laharana amin' ny maitre voalohany amin' ny tafika an-dranomasina [1.1]
Vocabulaire  6  Militaire

Mis à jour le 2025/09/12