|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  sefo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 asthma. See kitratraina, sohika, satra. [1.2#565]
Fanazavàna teny frantsay  4 asthme. [1.13]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  7  Fahasalamana
Mpanahaka  8  kitratraina, 9  satra, 10  sohika

Teny iditra (2/5)11  sefo
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny anglisy  13 chief. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 chef. [3.1]
Ohatra  15  Nankalazaina vao haingana tamin' ny haino aman-jery ny Sefo Fokontany (SFKT) tamin' ny fotoana nanomezana fiofanana azy ireo tao amin' ny Lapam-panjakana ao Iavoloha. [4.27#]
16  Vitany mihitsy ny manao ny tsy fanao ka misolelaka amin' ny sefo, mifanaraka mivantana amin' ny lehibe, momba ny raharaha mbola tokony handalo any amin' ny solontenan' ny mpiasa. [1.369#]
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/5)18  sefo
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny anglisy  20 A plant. Same as vonoa. [Sakalava] [1.2#565]
Fanazavàna teny frantsay  21 (peut être un nom souahéli ?). Adansonia digitata L. (Malvaceae). Baobab d'origine africaine, planté çà et là sur la côte Ouest, notamment à Majunga. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  22  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/5)23  sefo
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25 (peut être une allusion à la toxicité ; il provoquerait des troubles respiratoires). Givotia madagascariensis Baill. (Euphorbiaceae). Nom cité par Capuron, Service Forestier 6885.. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  26  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)27  Sefo
Sokajin-teny  28  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  29 Shepho. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  30 Shepho. [2.996]
Ohatra  31  Ary izao no zanakalahin' i Sobala: Alvana sy Manahata sy Ebala sy sefo ary Onama. [2.996#01.036.023]
Voambolana  32  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  33 Toko sy andininy momba Sefo

Fivaditsoratra  34 feso, 35 sefo, Sefo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10