|
|
|
|

Teny iditra1  adalalahy
Singan-teny  2 adala, 3 lahy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 A clever fellow; anything very strong, and astonishing. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 énorme, excellent dans son genre, en bien ou en mal [1.3]
Ohatra  7  Malain-kanasoa harem-bady ny adalalahy. [2.470#]
8  Saika ny aiko no niala, hoy ny adalalahy. [1.251#lasanialohalalana]
9  Ndrisika, hoy i Kadadra, sady mba nitsetra ny adalalahy, malahelo an'ialahy aho, ry Fandrava. [2.895#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12