|
|
|
|

Entrée1  adalaina
Radical  2  adala
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  taomina amin' ny fanangolingolena ka ohatra ny atao izay hahavery ny loha: Nadalain' iny tovolahy iny nandritra ny telo volanany zanany vavy
lalaovina, atao fihomehezana: Efa miendrik' adala loatra ny anao lahy amin' ilay volo lavany ka tian' ny olona hadalaina
fetsifetsena, ambakaina: tsy azon' ialahy adalaina intsony aho
ariana andro: Aza adalain' ialahy amin' ny resaka foana eto aho fa tsy vitako ny asako [1.1]
Explications en anglais  5  To be befooled, to be imposed upon, to be deluded. adalana is used in the provinces. [1.2]
6  to be made foolish, to be made a fool of [1.7]
Explications en français  7  qu'on dupe [1.3, 1.8]
8  Qu'on séduit, à qui on fait perdre la tête, dont on se joue, qu'on importune [1.3]
9  de qui on se joue [1.8]
Exemples  10  Reny fa mbola hadalain' ny kilonga amin' ny andrana sy fitarihana azy am-posy ilay borizanolahy nanatitra azy. [2.470]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Synonymes  15  adalana

Anagrammes  16 adalaina, 17 iadalana

Mis à jour le 2025/09/12