|
|
|
|

Teny iditra1  z' inona
Singan-teny  2 izay, 3 inona
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny enti-maneso sy manao tsinontsinona ny sasany: Z' inona ialahy no mba manontany? / -- Havana e, Razoky, ka valio ihany; / Biby; samy biby ka mifanajà! (Rakotovao Joh.) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 for tsinona [Provincial] [1.2]
7 abbreviation of izay inona, a contemptuous way of saying: Who is so-and-so? [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [zinona] 8 (pour izay inona) terme de mépris, d'ironie: Zinona ialahy? (Qui es-tu? Tu n'es rien du tout)
9 comme tsinontsinona [1.3]
Ohatra  10  zinona ianareo Malagasy no mba hitady fahaleovantena! [2.472#]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 azon' ny, z' inona

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08