Index

Proverbes : z' inona

Proverbe "Ahoana izany?" hoy Ramarenina, kanjo tsy mandre izy. [Houlder 1895]
Ahoana izany? hoy Ramarenina, kanjo tsy mba nandre izy. [Rinara 1974]
Ahoana izany ? hoy Ramarenina, kanjo tsy nandre izy. [Veyrières 1913 #3224]
Ahoanao izany ? hoy Ramarenina; kanjo tsy mandre izy. [Cousins 1871]
Inona izany? hoy Ramarenina, kanjo tsy mba nandre izy. [Rinara 1974 #1440]
Zinona izany ? hoy Ramarenina; kanjo tsy mandre izy. [Cousins 1871]
Zinona izany ? hoy Ramarenina, kanjo tsy nandre izy. [Veyrières 1913 #3224]
Traduction française "Qu' en dites-vous?" dit le sourd, et pourtant il n' a rien entendu. [Houlder 1895 #2065]
Vous dites ? dit Ramarenina le sourd ; et cependant il n' a rien entendu. [Veyrières 1913 #3224]
Interprétation française Se disait de ceux qui décident et tranchent une affaire sans connaître la cause. [Veyrières 1913 #3224]

Index