|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  votso-droa
Singan-teny  2 votsotra, 3 roa
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza olona sendra fahavoazana roa sosona ka ny an-daniny tsy tanteraka, ny an-kilany nirava maina; samy tsy misy azo ireo zavatra roa efa noheverinanan antenaina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 les deux lui ont échappé. Se disait des gens qui lâchent la proie pour l' ombre, qui perdent ce qu'ils avaient et n' obtiennent pas ce qu' ils convoitaient : tel le commerçant qui abandonne son commerce pour aller au loin et n' y rencontre que misère. [2.415]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)8  Votso-droa
Singan-teny  9 votsotra, 10 roa
Sokajin-teny  11  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  12  Haisoratra: boky
Mpanoratra  13 Rabetsimandranto Fidelis-Justin

Fivaditsoratra  14 Votso-droa, votso-droa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10