Entrée (1/3) | 1 vorondreo |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 vorona, reo |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
7 [1.1] Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny volombodiny ary maitso misy tarany mena amin' ny elany; mitaraindraina toa mampalahelo ny feon' ny vorondreo ka heverin' ny maro ho fambara loza ny fandrenesana azy |
Explications en français |
8 [1.54] oiseau au cri plaintif |
Exemples |
9 [2.131] koa ny vorondreo no hafaro, fa sady mitoreo no milaza. 10 [2.895#] Ny biby no mifanaretsaka ao, ny gidro sy ny namany ary ny voron-dia sy vorondreo. |
Vocabulaire |
11 Zoologie: oiseaux |
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot vorondreo |
Entrée (2/3) | 13 vorondreo |
Partie du discours | 14 nom |
Mots élémentaires | 15 vorina, reo |
Explications en français |
16 [1.196] (de vorona mis pour vorina : ce qu'on amasse ; et reo ou reoreo : vagissements d'un jeune enfant). Nom donné aux diverses herbes parfumées employées en bains de vapeurs lors des accouchements. [Betsileo]
|
Vocabulaire |
17 Botanique |
Entrée (3/3) | 18 Vorondreo |
Partie du discours | 19 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Mots élémentaires | 20 vorondreo |
Vocabulaire |
21 Géographie: agglomérations |
Anagrammes | 22 Vorondreo, vorondreo |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |