|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsindranolahy
Singan-teny  2 tsindrano, 3 lahy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 le mâle tsindrano. [1.3]
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)8  Tsindranolahy
Singan-teny  9 tsindrano, 10 lahy
Sokajin-teny  11  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  12 Vatan-dehilahy mahatoky ny Andriana fahiny na tamin' ny tanjany na tamin' ny toetrany, ka nofidiny tamin' ny maro hiaro sy hiambina azy ary tsy nisaraka taminy mihitsy na taiza na taiza nalehany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 nom d'une catégorie de Hovas attachés au service du souverain ou des princes. [1.3]
Ohatra  14  Nony tonga Andrianampoinimerina avy nilalao, dia nilazany ny tsindranolahy hoe: [2.48]
Voambolana  15  Tantara: firenena
Tovy hevitra  16 tsindrano
Lahatsoratra  17 Randzavola: Tsindranolahy ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  18 Tsindranolahy, tsindranolahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10