|
|
|
|

Teny iditra1  Tankay
Singan-teny  2 t~, 3 ana, 4 hay
Sokajin-teny  5  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  6 Bezanozano. [Bezanozano] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  7 a tribe inhabiting the land bordering the forests.. [1.2]
Ohatra  8  Omeko ho fehezinareo ny tankay. [2.508]
9  ary ny niantsinanana dia tonga tankay ankoatry ny ala [2.48]
Voambolana  10  Tantara: firenena
Tsipelina hafa  11 antankay, antankay
Tsanganana sy sary iray takila  12  Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  13 antaky, 14 antika, 15 takina, 16 tanika, 17 Tankay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02