|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  SIDA    
Sokajin-teny  2  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3 Syndrome d' Immuno-Déficience Acquise. [3.1]
Ohatra  4  fa isan' ny ambany indrindra aty Afrika ny tahan' ny fisian' ny aretina sida (0, 95 - kanefa toa ambony kokoa noho izany ny tena tahan' ny fisian' io aretina io) [4.27#]
Voambolana  5  Fahasalamana
Mpanahaka  6  vih, 7  vih
Sary 

Teny iditra (2/2)8  Sida    
Sokajin-teny  9  anarana
Ohatra  10  ary koa amin' ny faritany rehetra: Lampsaka, ny Sparsiata, Delosa, Minda, Sisiona, Karia, Samosa, Pamfilia, Lisia, Halikarnasa, Roda, Faselisa, Kosa, sida, Aradosy, Gortina, Knida, Sipra, ary Sirena. [2.996#]
Voambolana  11  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Sida acuta  12 tsindahoro
Sida cordifolia  13 sepapaka, 14 tsindahoro
Sida rhombifolia  15 aika, 16 kasindahorina, 17 kisindahorina, 18 kisindahoro, 19 kitsindahoro, 20 sandroky, 21 sindahoro, 22 sindahorona, 23 singahory, 24 tsimaitofangady, 25 tsimatipangady, 26 tsindahoro, 27 tsindahorona, 28 tsindahory
Sida urens  29 satrikoefamaratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02