|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rivo-doza
Singan-teny  2 rivotra, 3 loza
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 rivotra mafy fitsoka ary mazàna arahin' orana ka mandevona sy manimba zavatra maro. [1.1]
6 rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 cyclone. [1.13]
Ohatra  8  Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza. [2.445]
9  Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza; [4.27]
10  Nandrava trano mora vao naorina teny Alakamisy Anosiala ilay rivodoza Giovanna. Trano 91 tamin'ny zato no rava [4.14;2012/02/18]
Voambolana  11  Haitoetrandro
Tovy hevitra  12 rivo-mahery
Teny nalaina  13  Soratra misy io teny io
Sary 

Teny iditra (2/2)14  Rivo-doza
Singan-teny  15 rivotra, 16 loza
Sokajin-teny  17  anarana (teatira) [Fitanisana]
Voambolana  18  Haisoratra: teatira
Mpanoratra  19 Rajemisa-Raolison Régis
Mpanonta printy 

Fivaditsoratra  21 rivo-doza, Rivo-doza

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10