Entrée (1/2) | 1 ranomandry |
Mots élémentaires | 2 rano, 3 mandry |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 Rano mivongana noho ny hatsiaka sahala amin' ny havandra Fomban-domano misosa Hazakaza-madinika ataon' ny mpilanja misosa sy misononoka ka tsy mitontona akory ilay olona lanjaina [1.1] |
Explications en anglais |
6 [rano mandry]
A thin film found on water a word used for ice a mode of carrying palanquin. [1.2] 7 ice [1.7] |
Explications en français |
8 glace [1.8] |
Exemples |
9 ny tenatenany ohatra ny ranomandry;
[1.406#]
10 Notsaroany manevitevika ny tehezany ary toa ranomandry, hono, no fihininy sy mahataravelona ny endriny. [2.470] |
Tous les mots composés |
|
Entrée (2/2) | 13 Ranomandry |
Mots élémentaires | 14 rano, 15 mandry |
Partie du discours | 16 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Vocabulaire | 17 Géographie: agglomérations |
Anagrammes | 18 marin-drano, 19 Ranomandry, ranomandry |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |