|
|
|
|

Teny iditra1  mangataka ranomandry
Singan-teny  2 mangataka, 3 rano, 4 mandry
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 miaiky amin' ny faharesena ka mibaboka sy mila fihavanana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11