Entrée | 1 Rakelimalaza |
Partie du discours | 2 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
Explications en anglais |
3 see Kelimalaza [1.2] |
Explications en français |
4 voir Kelimalaza [1.196] |
Exemples |
5 Koa raha tsy hajaina intsony rakelimalaza dia tsy hohajaina intsony koa ny Fanjakana sy ny Mpanjaka.
[2.508#]
6 Nasainy nodorana avokoa, ny sampy rehetra amy ny fanjakany, rakelimalaza Ramahavaly, izay sampin'ny Andriamanjaka teo aloha; [2.59#] |
Vocabulaire | 7 Croyances |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |