|
|
|
|

Teny iditra1 Musa    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Musa acuminata  4ambihy
Musa paradisiaca  5akondro, 6batavia, 7fontsilahy, 8fontsy, 9hontsy, 10horita, 11katakata, 12kifapanonotsy, 13mavokely, 14otsy, 15tsienamboa
Musa perrieri  16antsirohoroka, 17ontsy, 18tsirohoroka, 19voantsirohoroka
Musa sapientium  20fontsy
Musa sapientum  21afontsy, 22akondro, 23ambarabahy, 24barabahy, 25boroboaka, 26hontsy, 27kadaka, 28katakata, 29kida, 30kidamenaloky, 31tsiomeroa
Musa sp.  32anampisaka, 33embok' akondro, 34kimalao
Musa textilis  35akondrolahy, 36akondrolambo, 37akondrosarika, 38foto-tsarika, 39raty, 40sarika, 41tain-tsarika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/25