|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manidina |
| Fototeny | 2idina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [mañidiña]
mandraraka rano [Tambahoaka]
[1.78] 5 [mañidiña] mandrotsaka rano, manondraka [Sihanaka] [1.78] 6 Manao izay hidinana, mampidina, mandrotsaka: Manidina kafe ao anaty kaopy Mandatsaka ao anaty lasitra: Manidina lakolosy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to pour out, to take down; to cast [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Faire descendre, verser dans, couler dans un moule [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 13 manidina |
| Fototeny | 14sidina |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Mihetsika na mihantona eny amin' ny rivotra amin' ny alalan' ny elatra: Manidina ambony ny papango Mandeha eny amin' ny habakabaka: Nahita aeroplanina nanidina aho tamjn' ny 7 ora teo ho eo Mihantona, mivoivoy eny amin' ny rivotra: Aza kopahina mafy io fandiavana io fa manidina ny vovoka Mandeha na mihazakazaka haingana dia haingana: Manidina izany raha soavaly Enti-milaza olona -- indrindra ny vehivavy -- mandehandeha, tsy tsara fitondran-tena: Ho lany zara marina io tovovavy fatra-panidina io [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 to fly [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 voler dans l'air [1.8] |
| Ohatra |
19 Ny voro-manidina dia maro karazana sady betsaka tokoa
[1.38]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 24Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 26 manidìna |
| Sokajin-teny | 27 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manidina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
28 [1.1] |
| Fivaditsoratra | 29 manidina, manidìna, 30 miandany, 31 midanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|