|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mangatsiaka
Radical  2  hatsiaka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Mamanala, manaikitra, mamirifiry: Mangatsiaka ny andro rehefa ririnina
Tsy mafana, antara: Mangatsiaka ny kafe
Tsy misy hafanana, tsy mirehidrehitra: Nangatsiaka ny fifandraisanay tao ho ao izay
Mahatsiaro hatsiaka: Mangatsiaka aho fa rakofy bodofotsy
Matimaty, matoritory: Mangatsiaka ny fivavahana amin' itý faritany itý [1.1]
Explications en anglais  5  cold [1.2, 1.7]
6  chilly, frigid. [1.2]
Explications en français  7  froid [1.8]
Exemples  8  Vary mangatsiaka sisa nihinanantsika omaly izao no nohaninay, dia lasa izahay, fa tsy nitoetra akory. [2.324]
9  Tsy ela kosa dia nentin-dRasoa avy any, amin' ny zinga lava taho, ny rano mangatsiaka mangalahala. [2.470]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
Tous les mots composés 
Analogues  19  mamirifiry, antaravelona, havandra latsaka, manara, ngoly, jihitra, marikoditra, mitsangam-bolo, mangintsy, mangintsingintsina, mangintsina, mifihifihy, mivihivihy, sarotin-katsiaka, saro-nara, manaran-defona
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot mangatsiaka

Entrée (2/2)21  Mangatsiaka
Mots élémentaires  22  mangatsiaka
Partie du discours  23  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en français  24  petite rivière de la préfecture de Fort-Dauphin qui se jette dans le lac Anony [1.11]
Vocabulaire  25  Géographie: rivières, lacs

Anagrammes  26 mangatsiaka, Mangatsiaka

Mis à jour le 2025/09/20