|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vary mangatsiaka |
| Singan-teny | 2 vary, 3 mangatsiaka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 riz froid, cuit la veille.
6 travail , affaire inachevés et repris un autre jour. [1.3] |
| Ohatra |
7 vary mangatsiaka sisa nihinanantsika omaly izao no nohaninay, dia lasa izahay, fa tsy nitoetra akory.
[2.324]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|