Entrée (1/2) | 1 mandrevo |
Radical | 2 revo |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Milentika ao anaty fotaka: Mandrevo izy ka vonjeo Mora ilentehana azon' ny be fotaka: Mandrevo itý tany itý Be dia be: Mandrevo ny ahitra amin' izao fahavaratra izao Manahirana aoka izany: Nandrevo iny adiko tamin-dRakoto iny [1.1] |
Explications en anglais |
5 to bog down; to be deep and yielding, as mud [1.7] |
Explications en français |
6 s'enfoncer comme dans la boue [1.8] |
Exemples |
7 Sarotra asaina ilay izy fa fotaka mandrevo matetika ny ambony ary tanimanga mavesatra ny ambany.
[2.472]
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Entrée (2/2) | 12 Mandrevo |
Mots élémentaires | 13 man~, 14 revo |
Partie du discours | 15 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Vocabulaire | 16 Géographie: agglomérations |
Anagrammes | 17 Mandrevo, mandrevo |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |