Entrée | man~ | ||||
Partie du discours | préfixe | ||||
Définition malgache | Tovona fanaovana matoantenin' ny mpanao ka toy izao sy toy izao avy ny fiovan' ny fototeny mikambana aminy: ¶ a) fototeny manomboka amin' ny zanatsoratra sy ny renisoratra d, g, j: dia mikambana tsotra aminy ny man: man-ary, man-etry, man-iry, man-ova, man-dona, man-geja, man-jono; ¶ b) fototeny manomboka amin' ny h kosa: dia indraindray latsaka ny h: man-hety = manety, indraindray miova ho g: man-horona = mangorona; ¶ d) fototeny manomboka amin' ny l, r, z: dia miova araka ny hita amin' ny lalianpikambanan-teny ireo renisoratra ireo: man-lalo = mandalor,; man-roaka = mandroaka; man-zary = manjary ¶ e) fototeny manomboka amin' ny m sy n: tsy miova ireo fa ny tovona man no tonga ma: man-mindro = mamindro, man-nemina = manenina ¶ f) fototeny manomboka amin' ny k, s, t, ts: latsaka daholo ireo renitsoratra ireo: man-kaikitra = manaikitra, man-songona = manongona, man-tolotra = manolotra, man-tsongo = manongo ¶ g) fototeny manomboka amin' ny f, p, b, v: miova ho mam ny man ¶ h) raha mikambana amin' ny fototeny manomboka amin' ny f na p ny man, dia miova ho mamary latsaka ireo ranisoratra ireo: man-fikitra = mamikitra, man-potraka = mamotraka; ¶ i) raha mikambana amin' ny fototeny manomboka amin' ny b na v ny man, dia miova ho mam, ka ny b mijanona ho b ihany (man-beda = mambeda) na indraindray latsaka (man-babo = mamabo) ary ny v kosa lasa b (man-voly = mamboly) na latsaka (man-velona = mamelona) [Rajemisa 1985] | ||||
Traduction anglaise | prefix used to form verbs which are typically transitive, and adjectives [Hallanger 1973] | ||||
Traduction française | préfixe qui forme des verbes le plus souvent transitifs et des adjectifs [Hallanger 1974] | ||||
Morphologie |
| ||||
Analogues | mam- | ||||
Toponymie | |||||
Entrée | man
![]() | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Définition anglaise | lahy: a male, a man; a husband
¶ lehilahy: a man ¶ olombelona: a mortal man; mankind ¶ olona: a human being, man [Hallanger 1973] | ||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |