|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lohalambo
Singan-teny  2 loha, 3 lambo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazana rafitra, vato na hazo, boribory kaoka ny atiny: Varavarana misy lohalambo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 cintre, plein-cintre, ogive, voûte, arcade, arceau. [1.3#408]
Tovy hevitra  7 andohalambo

Teny iditra (2/2)8  Lohalambo
Singan-teny  9 loha, 10 lambo
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  12  Haitoetany: temdrombohitra, saha
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 lohalambo, Lohalambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09