|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 lempona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza toerana na faritra iva noho ny manodidina azy, lesoka: Misa lempona eo amin' ny saokan' itỳ zaza itỳ / Lempona ny faritany misy anay ka manevokevoka aoka izany.
[1.1] 4 faritra boribory miletsy noho ny asan'ny rano any amin'ny tany sokay. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a concavity, a hollow.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 terrain bas.
[1.8] 7 doline. [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 24 Haibolantany |
| Mpanahaka | 25 deboka |
| Kamban-teny rehetra | 26 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 28 lempona |
| Sokajin-teny | 29 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
30 miendrika lovia.
[1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
31 concave, hollow; low-lying.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
32 creux, enfoncé.
[1.8] 33 concave. [1.13] |
| Mpanahaka | 34 kaoka |
| Kamban-teny rehetra | 35 velarana lempona |
| Teny iditra (3/3) | 36 Lempona |
| Singan-teny | 37 lempona |
| Sokajin-teny | 38 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fangi-bolantany | -20.6833333+47.6666667 |
| Voambolana | 39 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 40 lempona, Lempona, 41 mpanelo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|