|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kianja
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.78] [Tanala] tokotany malalaka
11  [1.1] Toerana malalaka, mazàna eo afovoan-tanàna, atao fivoriana, fikabariana ary fanaovana lanonana.
12  [1.13] toerana malalaka ivoriana na ilalaovana
Explications en anglais  13  [1.7] a public square
Explications en français  14  [1.8] place publique
15  [1.13] lieu de rencontre
Exemples  16  [2.471] Any ivelan' ny kianja iriariavan' ny atao hoe "olombelona" izy fa tsy ao anatiny!
17  [2.472] Nisy moraingy tamin' izay ka nivory teo an-kianja ny olona.
Analogues  18  banja, sehatra
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot kianja
Illustrations 
20 

Entrée (2/2)21  Kianja
Partie du discours  22  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Mots élémentaires  23  kianja
Vocabulaire  24  Géographie: agglomérations

Anagrammes  25  akijan, anjaky, anjika, ijakan, Ikanja, jakany, janaky, kajany, kajina, kianja, Kianja, kijana, nakija, nijaka

Mis à jour le 2025/08/10