|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kianja
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 tokotany malalaka [Tanala] [1.78]
4 Toerana malalaka, mazàna eo afovoan-tanàna, atao fivoriana, fikabariana ary fanaovana lanonana. [1.1]
5 toerana malalaka ivoriana na ilalaovana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 a public square [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 place publique [1.8]
8 lieu de rencontre [1.13]
Ohatra  9  Any ivelan' ny kianja iriariavan' ny atao hoe "olombelona" izy fa tsy ao anatiny! [2.471]
10  Nisy moraingy tamin' izay ka nivory teo an-kianja ny olona. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpanahaka  12  banja, 13  sehatra
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io
Sary 

Teny iditra (2/2)16  Kianja
Singan-teny  17 kianja
Sokajin-teny  18  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  19  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  20 anjaky, 21 anjika, 22 Ikanja, 23 Jakina, 24 kajina, kianja, Kianja, 25 kijana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21