|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  hazolava
Singan-teny  2 hazo, 3 lava
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 fiandrasam-paty. [Taisaka] [1.78]
6 hatairana. [Bara] [1.78]
7 vonjy loza (haintrano, dorotanety, ets). [Tanosy] [1.78]
8 Antso fanao raha misy fahatairana lehibe, toy ny fahatongavan' ny fahavalo, fanamian' ny jiolahy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 on criait hazolava, nom ancien des épieux, pour mettre en garde contre l'attaque des pillards, des voleurs de boeufs. [1.196]
Ohatra  10  Kanjo rahefa sahabo ho indray mahamasa-bary dia injany akoralava : "hazolava e! [2.643#]

Teny iditra (2/4)11  hazolava
Singan-teny  12 hazo, 13 lava
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15 appellation botanique: Neobeguea mahafaliensis. [2.612]
16 (saka., mahafaly, tandr.) (de hazo : bois ou autre matière dure et lava : longue, allongée ; nom donné à la colonne vertébrale ; la décoction très amère de cet arbre est administrée contre les douleurs de la colonne vertébrale). Neobeguea mahafaliensis J.F. Leroy (Meliaceae). Composition chimique encore inconnue.. [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)18  hazolava
Singan-teny  19 hazo, 20 lava
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny frantsay  22 (ici ce cri d'alerte doit mettre en garde contre la toxicité de la plante). Adenia sphaerocarpa Claverie (Passifloraceae). Liane à grosse tige renflée et charnue à la base, ornée d'excroissances disgracieuses. Elle renferme des substances cyanogènes très toxiques.. [Mahafaly] [1.196]
Voambolana  23  Haizavamaniry
Tovy hevitra  24 andy, bemahova, fipy
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)25  Hazolava
Singan-teny  26 hazo, 27 lava, 28 hazo, 29 lava
Sokajin-teny  30  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -23.8833333+47
Voambolana  31  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  32 hazolava, Hazolava

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10