Entrée | 1 Foloalindahy |
Mots élémentaires | 2 folo, 3 alina, 4 lahy |
Partie du discours | 5 nom propre (ethnonyme) |
Explications en malgache |
6 anarana nomena ny miaramilan' Ilaidama ary mbola ilazana ankehitriny ny fitambaran' ny antoko-miaramila rehetra eto amin' ny firenena. (Nokendren-dRadama ny hanana tafika toy ny Vazaha, izay mianatra matso, fitifirana, sarin' ady ka folo alina na iray hetsy no isa noheveriny hotratrarina) [1.1] |
Explications en anglais |
7 the one hundred thousand men, which is the name given to the army. [1.2] |
Explications en français |
8 cent mille hommes. On donnait ce nom à l'armée, parce que le souverain prétendait audacieusement pouvoir mettre en campagne cent mille soldats [2.415] |
Exemples |
9 Tsy ravàna ny foloalindahy fa ampitomboina.
[2.508#]
10 Fa matoky aho, ray ambanilanitra sy foloalindahy! [2.298#] |
Vocabulaire | 11 Militaire |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |