|
|
|
|

Teny iditra1  Andrangovato
Singan-teny  2 rango, 3 vato
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  5  -- Sendra vodihazo ialofana Ingahy Ravokatra avy ery andrangovato ka manara-po ery amin' ny fitazanana ny fivezivezen' ny olona. [2.470]
Fangi-bolantany  -23.5666667+46.65
Voambolana  6  Haitoetany: tanàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08