|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  rango
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Lava mahia, lava manify [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 long et maigre [1.3]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 6 misy io teny io

Teny iditra (2/4) 7  rango
Sokajin-teny  8  Tsy lazaina
Sampanteny 
Anarana :

Teny iditra (3/4) 10  rango
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 [Sakalava] Karazan-tononkira miady rima mitanisanisa zavatra [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  14  Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Teny iditra (4/4) 16  rango
Sokajin-teny  17  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  18 [Provincial] a word for anefa [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04