|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  andafiavaratra
Singan-teny  2 andafy, 3 avaratra
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  5 across on the other side to the north; so also with the other cardinal points: andafiatsimo, andafiandrefana, andafiatsinanana. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 au-delà vers le nord; et ainsi pour les autres directions: andafiatsimo, andafiandrefana, andafiatsinanana. [1.8]
Voambolana  7  Toerana

Teny iditra (2/2)8  Andafiavaratra
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  10  Nampanao ny Lapan' andafiavaratra ny Praiminisitra. [2.270#]
11  Nila lapa kely izy, tsy lehibe toy ny andafiavaratra akory. [2.270#]
12  Tao andafiavaratra no niorenan' ny Sekoly Voalohany indrindra. [2.649#]
Voambolana  13  Haitoetany: monuments 14  Fizahatany: toerana mahaliana
Teny nalaina  15  Soratra misy io teny io
Sary 

Fivaditsoratra  16 andafiavaratra, Andafiavaratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10