|
|
|
|

Teny iditra1  Ambohimanoa
Singan-teny  2 vohitra, 3 manoa
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Amin' ny tantara malagasy dia telo ny tendrombohitra malaza eto Imerina sy ny manodidina, dia Andringitra, Ambohimanoa, ary Ankaratra. .... [1.10]
Fangi-bolantany  Amin' ny tantara malagasy dia telo ny tendrombohitra malaza eto Imerina sy ny manodidina, dia , Ambohimanoa, ary . ...
Voambolana  6  Haitoetany: temdrombohitra, saha
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08