|
|
|
|

Teny iditra1  manoa
Fototeny  2 toa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4 Accepter, se soumettre, honorer [1.3#704]
Ohatra  5  Novorin' izy telo mirahalahy manoa mahavita ny fokonolon' i Manakambahiny ary nilazany fa raha tsy miseho io, hodorany ny tanàna. [2.472]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10 Ambohimanoa
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 Amona, 13 manao, manoa, 14 Maona, maona, 15 moana, 16 omana, 17 Onama

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21