Index

Proverbes : zaraina

Proverbe Ny hanina zaraina mora lany; ny raharaha zaraina mora vita ; ny sakafo lany mahatsara vava. [Cousins 1871 #2249]
Ny hanin-jarai-mora lany, ny entan-jarai-mora zaka, ny sakafo lany mahatsara vava! [Rinara 1974 #3029]
Ny hani-zarai-mora lany ; ny raharaha-zarai-mora vita. [Nicol 1935 #15]
Traduction française Un repas pris en commun est vite achevé; une besogne mise en commun est vite accomplie. [Nicol 1935 #15]

Proverbes : zaraina

Proverbe Ny hanina zaraina mora lany; ny raharaha zaraina mora vita ; ny sakafo lany mahatsara vava. [Cousins 1871 #2249]
Ny hanin-jarai-mora lany, ny entan--jarai-mora zaka, ny sakafo lany mahatsara vava! [Rinara 1974 #3029]
Ny hani-zarai-mora lany ; ny raharaha-zarai-mora vita. [Nicol 1935 #15]
Traduction française Un repas pris en commun est vite achevé; une besogne mise en commun est vite accomplie. [Nicol 1935 #15]

Proverbe Tanala mihaza : izay azo kely zaraina aman-kavana. [Veyrières 1913 #3216, Cousins 1871 #2991]
Traduction française Tanala qui chasse : le peu qu' il a pris, il le partage avec ses parents. [Veyrières 1913 #3216]
Interprétation française Se disait des gens qui ne sont pas égoïstes. [Veyrières 1913 #3216]

Proverbe Zaza nahatapa-damosina, notrotroana nahafola-tsandry, nefa henamaso aza tsy nozarainy. [Rinara 1974 #5099]

Index