|
|
|
|

Teny iditra1  henamaso
Singan-teny  2 henatra, 3 maso
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fahatahorana izay holazain' ny olona momba ny tena: Tokony tsy ho resin-kenamaso fa izay efa voalanjalanjan' ny tena ka hita fa tsara no hatao
6 Haja, fanajana:
7 Ny henamasoko andrainao no tsy nivoahako ny trano teo no ho eo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [hena-maso] 8 respect of persons, awe, respect. [1.2]
[hena-maso] 9 respect of persons;
10 eye-service, the doing of something because one is being watched;
11 fearful of what others will think or say [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 crainte des autres; honte;
13 craindre ce que penseront ou diront les gens [1.8]
Ohatra  14  Na noana aza ny tena, noho ny henamaso, natao tsy hitan' olona ny fakana izany. [2.472#]
Voambolana  15  Ontam-po
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  henamaso, 17 manoseha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17