|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : valaka | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Ny tanora valaka tsy mahaleo ny lahiantitr' Imamo. [2.558 #3261, 2.165, 2.415] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Le jeune homme las et épuisé est inférieur au vieillard de l'Imamo. [2.415 #1579]
Un jeune homme las est inférieur à un vieillard de l' Imamo. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Tsy misy be aina noho ny alika, fa raha manodidina any Itasy, valaka. [2.653 #3509]
Tsy misy be aina noho ny alika, fa raha manodidina an' Itasy, valaka. [2.415 #4035] Tsy misy be aina ohatra ny alika, fa raha manodidina an' Itasy valaka. [2.558] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Personne n' a autant de force que le chien, et pourtant quand il fait le tour du lac Itasy, il est fatigué. [2.415 #4035] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Paroles d'excuses. [2.415 #4035] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|