|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : tombo-tsira | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Raha malahelo tia tombo-tsira, dia mitety ny tsena haleha ; ary raha kamboty raiki-pitia, lany mbamy ny tanimbary. [2.653 #2680]
Raha malahelo tia tombo-tsira, dia mitety tsena haleha ary raha kamboty raiki-pitia, lany mbamin' ny tanimbary. [2.558 #234] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|