|
|
|
|

Teny iditra1  malahelo
Fototeny  2 alahelo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Manina, manembona: Malahelo foana an-janany lasa any lavitra Rasoa.
5 Ory noho ny: Malahelo ny ombiny very izy.
6 Manenina: Malahelo aho faniteny azy mafy loatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to have pensive feelings like those produced by plaintive music or singing; to be poor; to be poverty sticken; to be bereaved; to be depressed in spirit, to feel sorrowful; to grieve for, to long after.. [1.2]
8 sad, afflicted; poor. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 triste; affligé; pauvre. [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 11 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09